Dikan'ny teny : vole

Hampiditra dikany hafa
(fr. volley) a.: Lalao fanatanjahan-tena misy mpilalao enina an-daniny sy ankilany, ka ny ifanlnanan'izy roa tonta dia ny fanipazana baolina tsy mitehi-tany eo ambonin'ny tady iray mivelatra. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0617