Dikan'ny teny : vodivona

Hampiditra dikany hafa
a: Rambon-tanety mandroso sy mitsopaka any anaty rano. ~ (taloha) Faritany nofehezin'andriana napetraky ny Mpanjaka tao, izay natao indrindra hoe "tompombodivona" na koa "tompomenakely". Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0405