Dikan'ny teny : visavisaina
Hampiditra dikany hafa
(uisavisa) mt. ih (visavisà o): Tanisaina, lazaina tsirairay: Tsy hay houisavisaina ny zavatra rehetra nataony. / Lazaina hatramin'izay antsipiriany madinika indrindra: Visauisao ary ny dia nataonao tany an-dreniuohitra!
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha