Dikan'ny teny : vinory
Hampiditra dikany hafa
(vory) mt. ih. misy tsofoka in: Voavory, novorina; nangonina, noehina: Novinorin'ny mpiantso ny fokonolona.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha