Dikan'ny teny : vingitra
Hampiditra dikany hafa
a.: Fitondran-javatra amin'ny loba fanondro sy ny ankibe ka sisiny kely no itondrana azy. - t.i.f.: Vingitina, vingirina, voavingitra / mamingitra, famingitra, mpamingitra / amingftana, famingitana / vingfmbingitra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha