Dikan'ny teny : vingavinga

Hampiditra dikany hafa
a: Fanaovana olona ho tsy mitovy saranga amin'ny tena ka entina tsy misy fanajana; fanivaivana, fanambaniana, far.azimbana. 1 Vingavingaina, voavingavinga ! mamingavinga, famingavinga, mpamingavinga 1 amingavingana, famingavingana / mahavingavinga. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0437