Dikan'ny teny : vilavila
Hampiditra dikany hafa
a.: Olikolika; tsipika melomeloka, miolikolika; fiolanana; famozafozana zavatra eo am-pandraisana azy. 1 t.i.f.: Vilavilaina, avilavila, voavilavila 1 mamilavila, familavila, mpamilavila ! amilavilana, familavilana / mivilavila, fivilavila 1 ivilavilàna, fivilavilàna ! mahavilavila.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha