Dikan'ny teny : vikavika

Hampiditra dikany hafa
a.: Fomba fanjairana hanamarihana izay tena hozairina na hitanana azy fotsiny vonjimaika; zojdtra: A-taouy vikavika fotsiny aloha fa izaho no hanjaitra azy amin'ny milina. - t.i.f.: Vikavikaina, avikavika, voavikavika / mamikavika, famikavika, mpamikavika / amikavikàna, famikavikàna / mivikavika, fivikavika / ivikavikàna, fivikavikàna / mahavikavika. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0872