Dikan'ny teny : vika
Hampiditra dikany hafa
1.
a.: Pitsoka oritra, fahafolahan-taolana. i t.i.f.: Mivika, fivika.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
a.: Ahitra lava fanao sarom-bovonana. ? h.o.: Entimilaza izay mafy sy maharitra. - t.i.f.: Mavika, mavibika.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha