Dikan'ny teny : vezina
Hampiditra dikany hafa
a.: Enti-milaza fihemorana na fihatahan-javatra kely izay miverina eo amin'ny toerany ihany indray. i t.Lf: Avezina, tafavezinaj mivezina, fivezina / ivezenana, fivezenana / vezimbezina / mamezimbezina I mivezimbezina.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha