Dikan'ny teny : veroka
Hampiditra dikany hafa
a.: Teny tsy fahita afatsy amin'ilay fombam-pitenenana hoe: Tsy azo veroka, tsy hita veroka: tsy azo eritreretina, tsy azo saintsainlna.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha