Dikan'ny teny : verahina

Hampiditra dikany hafa
(veraka) mt. ih. (veraho): Vakina roa ka sokafana tsara: Misy vitsika ny voankazo sasany rehefa verahina, • Loarana ny tsinafny: Noverahina ilay kisoa rehefa avy nodorana. • Velarina: Veraho ny entanao hosavana. • Borahina: Aza matahotra fa veraho izay ao am-ponon. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0065