Dikan'ny teny : vazanana
Hampiditra dikany hafa
(uazana) mt. ih. (vazàno): Kekerina mafy: Nouazanan'ny alika ny feny ka naratra ary lasa haingana any amin'ny Dokotera izy. ~ Terena mba hanoka-bava sy nify: Tsy maintsy vazanana i Koto rehefa ampisotroina fanafody.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha