Dikan'ny teny : vay
Hampiditra dikany hafa
a.: Fiangona-nana ao anaty nofo. * Ohab,: Manao vain-drahalahy tsy mba maharary: tsy miraharaha afa-tsy izay mahazo ny tena ihany, fa ny an'ny sasany heverina ho tsinontsinona.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha