Dikan'ny teny : vava

Hampiditra dikany hafa
a.: Fiandohan'ny lalankanina, izay eo afovoany ambanimbany amin'ny tarehy no misy azy, art' misarintsarin-davaka ny endriny, voafaritry ny molotra roa ambony sy amban?: Ao anatin'ny voua no misy ny lela sy ny nify. 1 Faritra misy loaka amin'ny zavatra énankiray, izay ampiasaina ho fidirana na fivoahana: Veina tafondro. 1 Teny ilazana rehefa mety ho faritra mitarehin-davaka na loaka: Voua fery, 1 Fiandohana: Voua asa, vaua alahamady. 1 Fahereza-miteny befahatany: Vauan'olona koa Rasoa iny! 1 Teny, fitenenana: Tsy tohako ny vavan-dRamatoa io ka aleoko mihataka. / Voua soa sakafo fa ny voua ratsy adidy. i t.Lf.: Vavàna, voavava / mamava, famava, mpamava 1 amavàna, famavàna / mivava, fivava I mahavava / vavavava / mivavavava, fivavavava. - F.-p.: Auo uaua: sahy miteny loatra, miavom-piteny loatra. / Adala uaua: tsy mahay miteny. / Basivaua, uauàna: mahery miteny, tia miteny tsy an-kijanona. / Be taim-bava, be uaua: matinkambo izaitsizy. / Fihara-baua: mipentsompentsona ary tsy mijanona miteny. / Indraim-bava: teny kely foana. / Lasan-ko uauany (toa haron-tabebaka): be teny nefa tsy mahatanteraka / Mafy vava: enti-milaza olona mahatana tsara ny vavany ka tsy mamindra amin' ny hafa ny teny henony. / Mahay uaua: olona miteniteny ny sasany foana, mifosaf osa sy manaratsiratsy foana. / Maizim-bava uilany: ny ha-riva efa manomboka ho maizina. / Moka am-bavany: mamototra olona hotsaraina. / Maka uauan'olona: mino avy hatrany izay lazain'ny olona fa tsy mamototra akory ny amin'ny fahamarinany. / Ma-lama voua (mitovy amin'ny fihara-bava). / Manta voua: be fampanantenana fotsiny, miovaova fiteny /Maroni-baua (mitovy amin'ny fiharabava). / Masim-bava: enti-milaza ny olona maminavina zavatra ka matetika tanteraka izay lazainY. / Maty uauany: relia misy antsapaka na fanadinana ka kely sisa tsy nahazoany na nahafahany. / Mauesa-bava: tsy mahay miteny, sahirana izaitsizy rehefa miteny. / Miandry voua latsaka: manararaotra izay fiteny diso sendra latsaka. / Miaraka amin'ny uaua: poa toy izay, eo no ho eo. / Mihoa-bava: manao teny tafahoatra mandratra ny rariny na ny fitiava-namana. / Miloa-bava: miteny. / Tsy maty am-bauany: loza raha hiteny, kevoka ers', manan-kolazaina foana. / Vaut' ady: ny faritra manatrika ny fahavalo. / Voua ala: ny fidirana ho ao anaty ala. / Voua an-tsena: teny be tabataba fotsiny. / Voua asa: ny soritsoritr'angadfnomby farany amin'ny asa tanety. / Vaua azon'Andriamanitra: fikasana atao amin'Andriamanitra nefa tsy tanterahina any aoriana. /Va-va diso (tsy mba kabary): teny lasa tsy nahy. / Voua lalana: ny tendron'ny lalana roa, na ny toerana manamorona ny lalana. / Vauan'ny maty an-drano: teny mamy na be fampanantenàna noho ny hamaizana, nefa tsy tànana akory rehefa lasa ny loza. / Voua riana: ny tampon' ny riana. / Ambauariana: efamby akaiky ho faty (mitovy amin'ny °`andohariana"). / Vava tany: ny faritry ny tany iray. / Voua tsy ambina (no ahitan-doza): teny tsy voatandrina, tsy voahevitra / Vaua vola: fanambazana vola. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0497