Dikan'ny teny : vatoana
Hampiditra dikany hafa
p.t.: Be vato: Tany votoana, vary vatoana ? Hetry, botry, vatokely: Vatoana ity arma ity. ~ Mafy, sarotra andrahoina: Mangahazo uatoana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha