Dikan'ny teny : varizoka

Hampiditra dikany hafa
a: Resadresaka tsy misy antony mitarazoka tsisy farany. 1 Varizohina, tafavarizoka/mivarizoka, fivarizoka, mpivarizoka / ivarizohana, fivarizohana / mahavarizoka / varizodxizoka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0074