Dikan'ny teny : varimbazaha

Hampiditra dikany hafa
a.: Karazam-bary famboly indrindra any amin'ny tany mangatslaka (E-oropa, Amerika avaratra...), ahazoana ny lafarina, izay anaovan ny mofo atao hoe mofo dipaina. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0228