Dikan'ny teny : varanga

Hampiditra dikany hafa
1. a.: Hazakazaka, fandehanana haingana dia haingana: Manao varanga (jer. Rarangy). Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. sy Varangan-kena a,: Hena masaka, alona ao anaty menaka mba haharetany sy hahatsara tsiro azy. - F,-p,; Varangan'amalona: amalona masaka alona anaty menaka mba haharitra. / Varangam-bitsika: tranom-bitsika eny ambony hazo. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1161