Dikan'ny teny : vantozy
Hampiditra dikany hafa
(fr, ventouse) a.: Tamaboha antonontonony apetaka amin'ny hoditra mba hampisy fahamaimaizana, amin'ny fanafoanana ny rivotra ao anatiny, ka hitsaboana ny aretina amin'io faritra io.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha