Dikan'ny teny : vantanina
Hampiditra dikany hafa
(vantana) mt. th. (vantano): Aleha tsy mivilivily: Nouantanin'ny mpisava ny fivarotany ka hita tao ny entana nafeniny, 1 Lazaina tsy misy olakolaka: Vantano ny teninao fa aza sa farina
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha