Dikan'ny teny : vangoana

Hampiditra dikany hafa
(vango) mt. ih. (vangdy): Asiana, velezina, kapohina mafy: Novongoany ny zandriny ka nivanditra ny ronjony. ~ Akesokesoka, arapadrapaka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2218