Dikan'ny teny : vaksiny
Hampiditra dikany hafa
(fr. vaccin) a.: Fanefitra nalaina avy tamin' otrik' aretina tsy manan-kery hankarary intsony, ampidirina amin'ny olona na biby iray mba tsy handairan'io aretina io aminy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha