Dikan'ny teny : vahilanina
Hampiditra dikany hafa
p. t, : Mivilana fa tsy mahitsy tsara; tsy mahitsy ny ilany: Vahilanina ity varavarana ity ka sady ratsy jerena no sarotra hidiana er9.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha