Dikan'ny teny : tsotsotsotso
Hampiditra dikany hafa
a.: Feo re amin' ny vy mena mivaivay atsoboka ao anaty rano , na amin' ny zavatra ritra raha tampohan-drano ka feo mitovitovy amin'ny fanononana an'io teny io no heno. 1 t.if,: Atsotsotsotso, voatsotsotsotso, tafatsotsotsotso / manatsotsotsotso, fanatsotsotsotso, mpanatsotsotsotso /anatsotsotsotsoana, fanatsotsotsotsoana/ mitsotsotsotso, fitsotsotsotso / itsotsotsotsoana, fitsotsotsotsoana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha