Dikan'ny teny : tsotsòka

Hampiditra dikany hafa
1. a,: Nofo mihorona manarona ny filahiana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. Tsotsoka a.: Anaram-bosotra omena ny Vazaha; jar. Tsitsoka (Tsm). Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
3. a.: Karazan-javamaneno tsotra dia tsotra fa vy na haro kely misy vavany ary loaka tokana eo amin' ny vatany fotsiny no tsofina. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0508