Dikan'ny teny : tsongoloka
Hampiditra dikany hafa
a.: Toetran'ny olona na zavatra mianjera na miondrika ka ny lohany lasa ambany ary ny tongony na ny vatany ambony.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha