Dikan'ny teny : tsitokantokana

Hampiditra dikany hafa
1. Jer. Tokana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. Mitsitokantokana p. mt.: Mandeha tairairay fa tsy miaraka: Nanontoniana tsitokantokana (na mitsitokantokana) ny vauolombeiona tamin'ny famotorana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0784