Dikan'ny teny : tsiratsira
Hampiditra dikany hafa
ft.: Eso, fanâovana tsy ho zavatra, fanaovana tsinontsinona, tevateva, - t.i.f.: Tsiratsiraina, voatsiratsira 1 maniratsira, faniratsira, mpaniratsira 1 aniratsirana, faniratsirana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha