Dikan'ny teny : tsipozipozy
Hampiditra dikany hafa
ft.: Niavian'ny teny hoe: Mitsipozipozy: Tsy vanona tsara, mandrorona: Mitsipozipozy ny varony hatramin'izay tsy nisian'ny entana avy ana, ampita izay intsony.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha