Dikan'ny teny : tsipazana
Hampiditra dikany hafa
(tsipy) mt. pdr. (tsipazo): Omena zavatra izay atoraka: Notsipazako fotsimbary ny akoho kely ka nifandrombaka izaitsizy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha