Dikan'ny teny : tsinina

Hampiditra dikany hafa
1. (tsiny) mt. ih. (tsinio): Omena tsiny, lazaina ho diso: Aza tsinfna izy noho ny tsy fahalalany. ? Kianina, ahitsy: Omeko anao àry ity boky ity mba hotsininao. ¶ M.h.: Tenenina, kabedesina, kamentsonina. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. (tsiny) mt. ih. (tsinio): (Vy) hamafisina, aofana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0088