Dikan'ny teny : tsingoana
Hampiditra dikany hafa
ft.: Toetran'ny zavatra mianiera ka ny ambony lasa ambany. - t.i.f.: Atsingoana, voatsingoana, tafatsingoana I mana-tain goana, fanatsingoana, mpanatsingoana / anatsingoanana, fanatsingoanana / mitsingoana, fitsingoana, mpitsingoana / itsingoanana, fitsfngoanana / mahatsingoana / tsingoangoana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha