Dikan'ny teny : tsimpohafoha
Hampiditra dikany hafa
1.
a.: Dongon-tany kely ataon'ny kankana na ny bibikely hafa mivoaka avy any anaty tany. - t.i.f.: Tsimpohafohazina, atsimpohafoha, voatsimpohafoha 1 manatsimpohafoha, fanatsimpohafoha, mpanatsimpohafoha 1 anatsimpohafohazana, fanatsimpohafohazana I mitsimpohafoha, fitsimpohafoha, mpitsimpohafoha 1 itsimpohafohazana, fitsimpohafohazana 1 mahatsimpohafoha.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
a.: Zavamaniry karazan'ny mihoronkorùna fa kely.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha