Dikan'ny teny : tsilany

Hampiditra dikany hafa
a.: Fomba fandry ka ny lamosina no atao ambany, izany hoe ny maso miandrandra ambony. 1 Fitoeran-javatra ka ny vavany ambony. - t.i.f.: Atsilany, tafatsilany / manatsilany, fanatsilany, mpanatsilany / anatsilanesana, fanatsilanesana / mitsilany, fitsilany, mpitsilany / itsilanesana, fitsilanesana / mahatsilany / tsilanilany. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0075