Dikan'ny teny : tsikebona

Hampiditra dikany hafa
a.: Fanetsiketsehana ny fotaka na loto ao anaty rano; famohafohazana ny lasa efa mandry. ~ Loiloy. - t.i.f.: Tsikebonina, atsikebona, voatsikebona, tafatsikebona / manatsikebona, fanatsikebona, mpanatsikeboTsikefakefahina (tsikefakefaka) mt ih. (tsikefakefaho): Endahana amin'ny laniny iray ihany. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0075