Dikan'ny teny : tsiboboka
Hampiditra dikany hafa
a.: Sahona na saobakaka kely tsy mbola niofo, mora fantarina amin'ny lohabeny mbola mikambana bambaray amin'ny vatany; miaina any anaty rano ny tsiboboka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha