Dikan'ny teny : tsetsetra
Hampiditra dikany hafa
a: Fifandrirodrirotan'ny hozatra amin'ny te-na; havizanana, hasasarana, mazàna fambara fa hanavy. - t.i.f.: Manetsetra, fanetsetra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha