Dikan'ny teny : tsetsatsetsa
Hampiditra dikany hafa
a.: Firefodrefotry ny afo notondrahan-drano na menaka ka mitsotsotsotso ary midonaka; fipitripitriky ny nahandro madiva ho ritra na ny zavatra endasina. 1 h.o.: Fitenenana sesilany amim-pahamaikana ka toa lasa ho azy: Tsetsatsetsa tsy aritra ihany ny ahy. - t.i.f.: Atsetsatsetsa, tafatsetsatsetsa,J mitsetsatsetsa, fitsetsatsetsa, mpitsetsatsetsa 1 itsetsatsetsàna. fitsetsatsetsàna.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha