Dikan'ny teny : tselika

Hampiditra dikany hafa
p.t.: Hamailahana, fitsoriahana dia tsy hita, hakingana eo am-pakana zavatra ka tsy hitahita akory dia Jasa midify: An-tselika no nakan'ilay haka ny angadiko teto, - t.i.f.: Tselehina, atselika, voatselika, tafatselika / mitselika, fitselika, mpitselika / itselehana, fitselehana / mahatselika / tselitselika. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0722