Dikan'ny teny : tsefotra
Hampiditra dikany hafa
a.: Fipoahana malemilemy; enti-milaza ny fivoahan'ny rivotra voangona ao amin'ny zavatra iras ka tampoka no fialany ao. - t.i.f.: Tseforana, atsefotra, voatsefotra 1 manatsefotra, fanatsefotra, mpanatsefotra 1 anatseforana, fanatseforana / mitsefotra, fitsefotra, mpitsefotra / itseforana, fitseforana / mehatsefotra / tsefotsefotra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha