Dikan'ny teny : tsararàka
Hampiditra dikany hafa
a.: Ny feon'ny akanga somary lavareny. ~ Feo migadragadra na mikiririoka somary farimparina. ~ Feon'ny rano mivoaka ny fantsona... - t.i.f.: Atsararàka, voatsari!-ka, tafatsararàka 1 manatsararaka, fanatsararaka, mpanatsararaka 1 anatsararàhana, fanatsararàhana 1 mitsararàka, fitsararàka 1 mahatsararàka.•
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha