Dikan'ny teny : tsaraingona

Hampiditra dikany hafa
a.: Fisalovanana na fisosohana eo anoloan'ny olona; fitsabahana amin'ny raharahan'ny hafa; fanapahana ny tenin'olona mbolamitohy fa tsy mahandry. I Tsaraingonina, atsaraingona, voatsaraingona, tafatsaraingona 1 mitsaraingona, fitsaraingona, mpitsaraingona / itsaraingonana, fitsaraingonana / mahatsaraingona I tsaraingondraingona. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0991