Dikan'ny teny : tsantselatra

Hampiditra dikany hafa
a.: Tara-pahazavana mihelatra ohatra ny an' ny fiadiana ampandihizina ka manjelatra. - t.i.f.: Tafatsantselatra / mitsantselatra, fitsantselatra j tsantselatselatra. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0087