Dikan'ny teny : tsahoina

Hampiditra dikany hafa
(tsaho) mt. ih. (tsahoy): Lazaina ka aely: Tsahoin'ny olona fa hipoaka indray ny adin'ny Jiosy sy ny Arabo. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1244