Dikan'ny teny : tsabo
Hampiditra dikany hafa
a.: Fikarakaranâ ny hahasitranan'ny marary iras: Ataouy tsara tsabo ny marary fa haloako daholo izay laninao aminy. - t.i.f.: Tsaboina, voatsabo, tsinabo ( mitsabo, fitsabo, mpitsabo ( itsaboana, fitsaboana / mahatsabo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha