Dikan'ny teny : trohina

Hampiditra dikany hafa
(troka) mt. ih. (trohy): Sintonina amin'ny orona na vava, amin'ny alalan' ny rivotra: Trohy ny tsoka amin'ity taolana ity fa tsara. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0068