Dikan'ny teny : tribitribika
Hampiditra dikany hafa
na Tribitriby a.: Fahamaroana be dia be, hahohaho, pitipitika, tripitripika. - t.i.f.: Mitribitribika na mitribitriby.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha