Dikan'ny teny : trevatreva
Hampiditra dikany hafa
a.: Famindra na fandeha mivatravatra sy miriadriatra. - t.i.f.: Mitrevatreva, fitrevatreva, mpitrevatreva / itrevatrevana, fitrevatrevana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha