Dikan'ny teny : trebika
Hampiditra dikany hafa
a.: Fanindronana amin'ny zava-maranitra. - t.i.f.: Trebehina, atrebika, voatrebika, trinebika / manatrebika, fanatrebika, mpanatrebika / anatrebehana, fanatrebehana / mitrebika, fitrebika, mpitrebika 1 itrebehana, fitrebehana 1 mahatrebika 1 trebitrebika.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha